📣 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA

Fiofanana Maimaim-poana

Ho an'ireo mitady asa amin'ny sehatry ny asa an-trano, fikarakarana olona, fiambenana ary fikojakojana fananana.

📍 Antananarivo, Madagascar
Ireo voafantina ihany no antsoina, ary amin'izay no hampahafantarana azy ny toerana sy ny ora hanaovana ny fiofanana.
Tsotra ny fisoratana anarana.
1 Mombamomba anao
2 Asa mahaliana anao

Afaka misafidy iray na maromaro ianao.

3 Daty mety aminao
Azonao ovaina mivantana ilay daty raha misy daty hafa mety aminao.
4 Traikefa
5 CIN sy sary — tsy voatery
🪪 Tsy voatery ny CIN na ny sary. Azonao atao ny manoratra fotsiny ny laharan'ny CIN, na mandefa sarin'ny CIN, na samy atao izy roa, na avela banga tanteraka.
🪪 Sarin'ny CIN (tsy voatery)
Afaka maka sary na misafidy sary ao anaty téléphone.
Aperçu CIN
📸 Sarinao (tsy voatery)
Afaka avela banga raha tsy te-handefa sary ianao.
Aperçu photo

Voaray ny fisoratanao anarana!

Misaotra anao. Hojeren'ny équipe Madawork.com ny fisoratanao anarana. Ireo voafantina ihany no antsoina, ary amin'izay no hampahafantarana azy ny toerana sy ny ora hanaovana ny fiofanana.